Fahabetsahan’ny rotsakorana sy fiakaran’ny rano : Foana ny fampitandremana miloko mena
Foana ny filazana loza mitatao na ny fampitandremana miloko mena amin’ny fiakaran’ny rano, araka ny tatitra sy ny vaovao ofisialy nivoaka androany tamin’ny 07 Ora maraina. Niova ho fampitandremana miloko mavo na…