Filoha Andry RAJOELINA teny Anosizato : » Nahitana fihenana ny isan’ny traboina noho ny fiomanana mialoha «
Tonga nijery ifotony ireo traboina noho ny rotsak’orana nifanesy teto Antananarivo – tetsy Anosizato Andrefana ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Nitondra fanampiana sy fanohanana ireo traboina ny tenany nandritra izany. Nanazava izy fa…