Vice-Amiral ASSANY Bemarivo Jeannot : NAMALY AN’NY KOLONELY Patrick RAKOTOMAMONJY
Niantso ny olona rehetra tratry ny fanasoketana nataon’ny Colonel Rakotomamonjy tao anatin’iny rakitsary nivoaka iny hametraka fitoriana amin’ny anarany tenany ny Ministeran’ny FOLOALINDAHY ary hisy ihany koa ny fitoriana faobe amin’ny anaran’ny…