Fanolorana Masomboly sy zezika tao Tanambe : Nanotrona izany koa ny Gouverneur par intérim Région Atsinanana Andry Rakotovao
👉Isan’ireo manampahefana nanotrona sy nanome haja ny lanonana fanolorana Masomboly sy zezika ho an’ny Tantsaha , andiany voalohany – notanterahana tao Tanambe , omaly ny Governora Mpisolo toerana Faritra Atsinanana – #Andry_RAKOTOVAO…