Fahasalamana sy zo ara-pananahanaManiry ny hampitoviana azy amin’ny olon-drehetra ireo olona manana fahasembanana
Mbola olana goavana sedrain’ireo olona manana fahasembanana ny fanavakavahana eny anivon’ny fiaraha-monina. Raha ireo vehivavy sy renim-pianakaviana manana fahasembanana matetika no mijoro sy mitantara ny zava-manjo azy ireo, manana ny maharary azy…