Siteny Randrianasoloniaiko : NISANTATRA NY FAMPIELEZAN-KEVITRA TANY VOHEMAR

Antananarivo 22 oktobra 2023 – Tany amin’ny tapany avaratry ny Nosy izany hoe tao Vohémar no nisantatra ny fampielezan-kevitra ny kandida laharahana faha 13 – Siteny RANDRIANASOLONIAIKO androany.

Nambarany fa i Vohémar, dia vavahadin’i Madagasikara ka izay no nisantarany ny fitetezany ny Nosy amin’izao propagande izao .

Ny resaka fitsinjaram-pahefana no novoaboasiny nandritra ny lahateniny. Nanotrona azy tamin’izany ireo parlemantera miara-dia aminy. Nanafana ny hetsika kosa ireo artista maro toae an’i #tence_mena , #wada_youngs….

👉Suivez l’actualité à Madagascar sur nos site web https://ledefi.mg

17 réflexions sur “Siteny Randrianasoloniaiko : NISANTATRA NY FAMPIELEZAN-KEVITRA TANY VOHEMAR

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *