“NY VOA NO AZO ATAO GREFY ”

Fidy Bariniaina : “NY VOA NO AZO ATAO GREFY ALOHA”

Nilaza ny dokotera Fidy Bariniaina fa hatreto aloha dia ny voa ny taova azo soloina. Samy eo amin’ny latabatra fandidiana ny mpanome voa sy ny omena voa.

Sarotra kosa hoy izy ny hoe olona miala aina no afindra fo amin’ny olona marary fo. Sartotra be izany.

Tsy mora ny mitahiry fo izany, hoy ity mpitsabo manana ny maha izy azy ity.

Hatreto aloha izany dia ny voa no azo afindra ary maro ny olona no miaina tsara rehefa avy natao grefy ny voa.

Hasimbola

20 réflexions sur ““NY VOA NO AZO ATAO GREFY ”

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *