RaKool : NAHAZO VISA

Hiainga ny talata 14 febroary 2023 izao i RaKool hihazo ny KLioba izay nanome contrat voalohany ho azy ao Algerie dia ny Mouloudia Club of Algeria.

Efa nahazo visa tamin’ny masoivohon’ny Algerie eto amintsika izy ary nahazo tsodrano ihany koa.

Firenena roa mifamatotra ara-tantara Algerie sy Madagasikara ka rariny loatra raha miseho amin’ny endrika toa izao ny fiaraha-miasa.

Ny tetsy Ambohimirary – toerana nipoiran’i RaKool ihany koa dia nitsodrano azy hahaleo hahalasana amin’izao karierany vaovao izao. Tsiahivina fa taorian’ny fandraisana azy ireo teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina dia nisy koa moa ny lanonana manokana nandraisana an’ireo tanora nivoaka avy ao Ambohimirary .

Mirary soa ho an’ny RaKool isika.

#rakool

#barea

#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa izay raiketina ao anatin’ny https://ledefi.mg/

Ny soratra anaty site web mitoetra ho archive azo jerena foana na oviana na ovina ary na aiza na aiza.

2 829 réflexions sur “RaKool : NAHAZO VISA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *