Rn2 Mandraka: NIHITSOKA NY FIFAMOIVOIZANA

Tapaka nandritra ny ora maromaro ny fifamoivoizana teo Mandraka – lalampirenena faha 2. Tsy inona moa no anton’izany fa ny fisiana kamiao lehibe izay nibahana.

Vokatry ny lalan-dratsy dia nivadika io kamiao io ary niteraka fibahanana. Vokatr’izay dia tsy afaka nifamezivezy mihitsy ireo fiara na avy aty Antananarivo na ny avy any Toamasina.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *