Fampianarana ambony: NY MPIANATRA ENY AMIN’NY CITE INDRAY NO NIHAONA TAMIN’NY MINISITRA

Ireo mpianatra monina eny amin’ny Cite eto Antananarivo indray no nihaona tamin’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny ministeran’ny Fampianarana Ambony.

Fotoana nananarana azy ireo ity fihaonana ity ary fotoana nihainoan’ny tomponan’andraikitra an’izy ireo ihany koa.

Ny an’ny mpianatra moa dia ny olan’ny Jiro , ny fanarenana ny Bloc Amical II izay may , …no noresahany tao.

Fantatra fa mbola hisy ny fihaonana toy izao any amin’ny Oniversite hafa eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa .

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *