Raharaha Lôla Rasoamaharo : MANEHO NY AHIAHINY NY “Fédération des Associations des Journalistes Malagasy”

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Mpanao gazety mivondrona ao anatin’ny “Fédération des Associations des Journalistes Malagasy” , izay naneho ny ahiahiny manoloana an’iny fisamborana sy famonjana ny namana Mpanao gazety Lola RASOAMAHARO  – avy amin’ny La Gazette iny. Nisy ny fanambarana izay nataon’ny solonten’izy ireo androany.

Ity ambany ity ny votoatin’izany fanambarana izany :

« 

🔺Manoloana ny tranga izay niseho ny faran’ny herinandro teo, mikasika ny fisamborana sy ny famonjana vonjimaika ny Filoha Tale Jeneralin’ny La Gazette de La Grande ile.

🔺Mijoro ny Federasiona hiraisan’ny Fikambanan’ny mpanao gazety eto Madagasikara, maneho ny ahiahinay.

🔺Manameloka ny fisamborana mpanao gazety, ny fanohintohinana mivantana na ankolaka ny orinasan-gazety.

🔺Tsy mitsabaka amin’ny raharaham-pitsarana izahay, fa anjaran’ny voakasik’izany na ny mpitory na ny toriana, sy ny mpisolovava azy ireo, no mitondra ny fiarova-tenan’izy ireo.

🔺Raharaha manokana tsy misy hidiran’ny asa fanaovan-gazety ny ambara fa fototry ny fitoriana azy, raha jerena indray mielatra, rehefa tena fotorina akaiky sy lanjalanjaina daholo anefa, dia mampanahy ny zava-misy.

🔺Mifototra amin’ny mety ho fiantraikan’izao zava misy izao amin’ny fahalalahan’ny fanehoan kevitra eto amin’ny firenena ny ahiahinay. Ny fahalalahan’ny fanehoan-kevitra izay hita miharihary fa efa mihatery sy miha-sarotra hatrany.

🔺Manahy izahay fa misy dian-tanana politika ao ambadik’izao raharaha izao. Miendrika ramatahora sy fampihorohoroana, atao amin’izay mahasahy miteny ny zava -misy eto amin’ny firenena, ny zava-misy.

🔺Manahy izahay, sao dingana hirosoana any amin’ny fanakatonana, na fanapenam-bava ny orinasan-gazety ny zava-misy amin’izao fotoana izao. Tranga izay midika ho fanasaziana ny olom-pirenena rehetra manan-jo hisitraka vaovao maro lafy.

🔺Noho izany, manambara etoana izahay fa manaramaso ary mijery akaiky ity raharaha ity.

Ireo tazatsika amin’ny sary ireo moa ny ampahany amin’ny mpanao gazety ao anatin’ity “Fédération des Associations des Journalistes Malagasy” ity , izay nanotrona ity fanambarana ity nahitana an-dry Fidele Razara Pierre , Henikaja Rakotomanantsoa, Gascar Fenosoa , Fernand Cello , Ramanandraibe Harifidy , Domoina Rasamoelson.

Androany, 27 Mars 2023 »\

12 réflexions sur “Raharaha Lôla Rasoamaharo : MANEHO NY AHIAHINY NY “Fédération des Associations des Journalistes Malagasy”

  • 6 septembre 2024 à 3h27
    Permalien

    табалдырықтан биік тау жоқ жаман ағайыннан асқан
    жау жоқ эссе, табалдырықтан
    биік тау жоқ эссе сен маған массың скачать ремикс kanatbek remix, kanatbek remix муза скачать
    амиран молоко отзывы, амиран молочная продукция абай құнанбаев бала тәрбиесі, абай
    бойындағы құндылықтар

    Répondre
  • 4 septembre 2024 à 20h22
    Permalien

    Hello! I could have sworn I’ve been to this blog before but after browsing through some of the post I realized it’s new to me. Anyways, I’m definitely happy I found it and I’ll be book-marking and checking back frequently!

    Répondre
  • 4 septembre 2024 à 10h54
    Permalien

    наснилося що хлопець подарував телефон до чого
    снитися якщо чоловік пішов до
    іншої
    online гороскоп, гороскоп онлайн безкоштовно молитви про
    покаяння гріхів своїх

    Répondre
  • 3 septembre 2024 à 8h40
    Permalien

    чаклун із Руслана і Людмили skyrim як використовувати магію двома руками
    до чого сниться п’яний свекор, до чого сниться п’яний померлий свекор скільки днів у хороша піца,
    чудова піца, коли вийде 5 глава хороша
    піца, чудова піца

    Répondre
  • 3 septembre 2024 à 4h18
    Permalien

    сонник еноты маленькие к чему
    снятся бомбящие самолеты, к чему снится крушение самолета на глазах лицо на
    кофейной гуще
    потеря сумки сонник с деньгами
    и документами к чему это снится сильная
    гадалка спб

    Répondre
  • 31 août 2024 à 16h59
    Permalien

    змова на те щоб на роботі любили знак
    зодіаку 2010 рік грудень
    сонник обіймає колишній
    коханий таро світлого провидця мбк російською мовою

    Répondre
  • 30 août 2024 à 0h09
    Permalien

    к чему снятся собаки защищают свекровь с помощью магии молитва за дочь на сдачу экзамена в гибдд
    песня мама руки к небу поднимает в сотый раз молитву повторяет слушать сонник
    вырвать ноготь у себя

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *