Kaomina Bemasoandro Itaosy

Kaomina Bemasoandro Itaosy: NANATANTERAKA LANONA ROA SOSONA

Nisy ny lanona roa sosona izay notanterahina teny amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy, lanonam-pitokanana ny trano lehibe ho an’ny kaominina izay notarihin’ny Minisitry ny Atitany sy fitsinjaram-pahefana Tokely Justin .

Ary tao anatin’izany ihany koa ny fanolorana ny mari-boninahitra “Grand officier de l’ordre national” ho an’ny Ben’ny tanàna Bemasoandro andriamatoa RABEFAKATRO Alphonse.

Olivia R.

194 réflexions sur “Kaomina Bemasoandro Itaosy

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *