ZAVA-DEHIBE NY FANAOVANA FITILIANA ARA-PAHASALAMANA

Andiany faharoa tamin’ny fitiliana maimaimpoana ireo mpiasa sy fianakaviany mikasika ny maso, diabeta, tosi-dra, no natao tetsy amin’ny Ministeran’ny fampianarana ambony sy fikarohana siantifika, tetsy Tsimbazaza ny alakamisy sy zoma teo.

Diabeta sy tosi-dra no notilian’ny mpiasa sy ny fianakaviany teo amin’ny 150 teo ny alakamisy. Maro ihany koa ny nizaha maso ny zoma ary teo an-toerana ihany dia afaka nividy solomaso tamin’ny vidiny mirary. Ny fikambanana sosialy ny ministera no tompo-marika tamin’izao hetsika izao.

Tsiahivina fa zava-dehibe ny fanaovana fitiliana ara-pahasalamana mba hitandroana ny aina.

260 réflexions sur “ZAVA-DEHIBE NY FANAOVANA FITILIANA ARA-PAHASALAMANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *