Tahiana Razanamahefa: NAMPIFALY TENY AMIN’NY Akany Avoko Faravohitra

Tsy nohadinoin’i Tahiana Razanamahefa avy amin’ny Havana – Resort ny nampifaly ireo ankizy sy mpanabe eo anivon’ny Akany Avoko Faravohitra.

Fotoana nizarany fanampina ho an’ny Akany ihany koa io. Izany dia tafiditra amin’izao fankalazana ny andron’ny Noely izao.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *