vehivavy 1 amin ‘ny 7 no tatran ‘ny herisetra aranofo

Raha ny antotan’isa , dia vehivavy 1 amin’ny 7 no hiharan ‘ny herisetra aranofo. Izany indrindra no anton ‘izao ady atao amin’ny herisetra – karakarain ‘ny Ministeran’ny Mponina sy ny Fiahiana ara-tsosialy ary ny Fampivoarana ny vehivavy – mba hisorohana izany.

INTERVIEW TALE JENERALY FAMPIVOARANA NY VEHIVAVY MPPSPF

Nisy araka izany ny  fiofanana fifampizarana sy fanatevanana traikefa mahakasika ny ady atao amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy tany Antsirabe nandritra ny roa andro ho an’ny mpiasan’ny Ministeran’ny Mponina sy ny Fiahiana ara-tsosialy ary ny Fampivoarana ny vehivavy ny herinandro teo.

Izany dia tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny 16 andro fanentanana iadiana amin’ny herisetra ho fampihenana ny tahan’ny fanararaotana ara-nofo eto Madagasikara.

114 réflexions sur “vehivavy 1 amin ‘ny 7 no tatran ‘ny herisetra aranofo

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *