ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY OLONA MANANA FAHASEMBANANA

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY OLONA MANANA FAHASEMBANANA

Nisongadina nandritra ny fankalazana nasionaly ny 3 desambra andro iraisam-pirenena ho an’ny olona manana fahasembanana natao tany Antsirabe ny ady sisika ataon’ny Ministeran’ny Mponina sy ny Fiahiana ara-tsosialy ny fampisitrahana ny asa sahaza ho an’ny olona manana fahasembanana.Hetsika maro no nentina nanamarihana izany toy ny fampitaovana ireo Foibe Fanabeazana mandray ny olona manana fahasembanana.

Tena zava dehibe tokoa ny hetsika sahala amin’ízao satria mampivoatra ny maha olona hatrany.

64 réflexions sur “ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY OLONA MANANA FAHASEMBANANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *