Fanaovan-gazety: NODIMANDRY NY NAMANA TSIMIALA CLERC

Banga iray ny fianakaviamben’ny fanaovan-gazety eto Madagasikara.
Nodimandry ny sabotsy 11 febroary 2023 ny namana TSIMIALA Clerc – journaliste tao amin’ny Radio RAKAMA RAdio KAtolika Mazava Atsinanana, Faritra Fitovinany.

Araky ny fampitam-baovao avy amin’ny Faré – Birao OJM Fitovavy dia nandalo tsy fahasalamana izy ary niditra hopitaly nandritry ny herinandro.

Ny eto anivon’ny gazety https://ledefi.mg dia mankahery ny fianakaviany sy ireo rehetra akaiky azy

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *