TOEKARENA :Tsy ampy ny sehatra afahan’ireo mpandraharaha mifanakalo hevitra hatramin’izay .

Nisokatra ny faha 14 septambra 2023 teo ny tambajotra Mada Business Linkage.mg natao ho an’ny orinasa sy ny mpandraharaha eto Madagasikara karakarain’ ny SME Business.

Tanjona ao anatin’ izao tambazotra izao moa ny fanomezana fiofanana ho an’ ireo orinasa mahery ny 300 madinika sy salatsalany, hametraka traikefa ho an’ ny lalam-barotra sy ny famatsiam-bola.

Une réflexion sur “TOEKARENA :Tsy ampy ny sehatra afahan’ireo mpandraharaha mifanakalo hevitra hatramin’izay .

  • 16 septembre 2024 à 19h09
    Permalien

    I’d like to thank you for the efforts you’ve put in penning this site.
    I really hope to see the same high-grade content from you
    in the future as well. In truth, your creative writing abilities has
    encouraged me to get my own, personal site now 😉

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *