TOEKARENA :Tsy ampy ny sehatra afahan’ireo mpandraharaha mifanakalo hevitra hatramin’izay .

Nisokatra ny faha 14 septambra 2023 teo ny tambajotra Mada Business Linkage.mg natao ho an’ny orinasa sy ny mpandraharaha eto Madagasikara karakarain’ ny SME Business.

Tanjona ao anatin’ izao tambazotra izao moa ny fanomezana fiofanana ho an’ ireo orinasa mahery ny 300 madinika sy salatsalany, hametraka traikefa ho an’ ny lalam-barotra sy ny famatsiam-bola.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *