SIAE: HAMPISEHOANA NY VOKATRA ETO AMITSIKA

SIAE: HAMPISEHOANA NY VOKATRA ETO AMINTSIKA

Ny RIANO AGENY dia mikarakara ” Salon International des Acteurs Économiques” andiany faha-2 izay hotanterahana ny voalohany volana Jona ka hatramin’ny faha efatra ny volana Jona 2023 ho avy izao izay atao eny amin’ny CCI Ivato.

Maro ny mpandray anjara ho hita ao amin’io, ka hisy ny fampifandraisana ireo mpitantana orinasa izay mandray anjara ao amin’ny fampiratiana , hisy ny varotra fampiratiana an-toerana.

Ny antony hisian’ny fampiratiana tahaka izao hoy ny nambaran’ny tompon’andraikitra dia hafahana mampisondrotra ny vokatra ara-toekarena indrindra eto Madagasikara , hafahana manatsara ny tontolo iainana ihany koa izany . Eo ihany koa ny famolavola ireo mpandraharaha hafahany misehatra ara-toekarena hananany soritr’asa sy hampandroso izay orinasa tantaniny.

Olivia R.

397 réflexions sur “SIAE: HAMPISEHOANA NY VOKATRA ETO AMITSIKA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *