Behenjy: TAPAKA NY LALANA

Behenjy: TAPAKA NY LALANA

Vokatry ny rotsakorana alina – dia tapaka ny lalana eo Behenjy amin’iny lalam-pirenena faha7 iny.

Nandray fepetra moa ny tomponandraikitra fa tsy azo ampiasaina ny lalana mba hialana amin’ny voina mety haterak’izany.

Tsy maintsy miandry fotoana izay mampihena ny rano arak’izany vao afaka manohy ny diany ireo olona ho any Ambatolampy na ho any Antsirabe. Toa izany koa ireo ho any Fianarantsoa na Toliara.

7 réflexions sur “Behenjy: TAPAKA NY LALANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *