RAKOTOVAO MARTIN

⭕Akademia Malagasy Tsimbazaza : FIJOROANA VAVOLOMBELONA MIKASIKA AN’I MARTIN RAKOTOVAO

▶️Tafiditra amin’ny Jobily fankalazana faha – 100 taonan’i Martin RAKOTOVAO no sady mifanindran-dalana amin’ny fankalazana ny

faha 90 taonan’ny Sekoly SATMA ihany koa – dia nisy ny famelabelaran-kevitra mikasika an-dRakotovao Martin tetsy amin’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza. Ireo nandray fitenenana dia samy nanasongadina ny maha zava-dehibe ny zava-bitany.

Araho eto ambany ary ny fijoroana vavolombelona nataon’ireo sokajin’olona samihafa mikasika ity Ray aman-dreny Mpitarika no sady Olomangan’ny firenena ity.

#rakotovao_martin

#akademia_malagasy

#eem

#anglikana

#SATMA

#fijoroana_vavolombelona

#michel_razafiarivony

#raymond_ranjeva

#hamom_randriamahary

#mika_randria

#jeneraly_lumene_rasolofo

#grand_maitre_avoko_rakotoarijaona

#ramaroson_pierre

#razatovo

#vyvato_rakotovao

REDACTION LEDEFI.MG

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *