Lisi-pifidianana: TAKIANA NY HANAOVANA AUDIT NA FITSIRIHANA NY LOGICIEL AMPIASAIN’NY CENI

Lisi-pifidianana: TAKIANA NY HANAOVANA AUDIT NA FITSIRIHANA NY LOGICIEL AMPIASAIN’NY CENI

Haharitra hatamin’ny rahampitso ny fitsirihana ny lisi-pifidianana eny amin’ny CENI izay atrehan’ny OIF.

Tamin’ny fisokafany omaly dia nasaina hanatrika izany ireo solontena avy amin’ny antoko Politika sy avy amin’ny Fiaraha-monim-pirenena.

Rehefa nanatrika izany ny avy amin’ny antoko Mpanohitra dia nahita fa tsy maharesy lahatra azy ireo io zava-nisy omaly io. Ny takian’izy ireo dia ny Fitsirihana ny logiciel ampiasain’ny CENI aloha vao manao fitsirihana an’io Lisim-pifidiana na Fichier Electoral io.

Takian’izy ireo ihany koa ny tokony hisian’ny accord politique mialohan’ny hirosoana amin’izay fifidianana handeha eo.

Isan’ny tazana nvoaka ny efitrano nanasan’ny CENI azy moa ny solontena avy amin’ny Vovonana LERA , ny TIM, MMM, HVM, ..

2 réflexions sur “Lisi-pifidianana: TAKIANA NY HANAOVANA AUDIT NA FITSIRIHANA NY LOGICIEL AMPIASAIN’NY CENI

  • 10 septembre 2024 à 23h47
    Permalien

    I’m typically to running a blog and i actually respect your content. The article has really peaks my interest. I am going to bookmark your website and hold checking for brand spanking new information.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *