Kaomina Betafo

Kaominina Betafo: MARO NY FOTODRAFITRASA MILA FANARENANA

Maro ny zava-bita tao anatin’ny fitantanana raha ny kaominana Betafo manokana toy ny fanamboarana Epp izay fokontany iray ihany no tsy manana izany amin’ny fokontany 13 any an-toerana . Amin’izay resaka fampianarana izay raha ho an’ny kaominina Betafo dia mazoto ny ray aman-dreny hampianatra ny zanany fa honon’ny fahasahirana dia vitsy ny ankizy miditra an-tsekoly .

Mbola ao anaty firenena mahatra i Madagasikara hoy ihany nambarany ka hono izay fahatrana izay dia bado ny olona, ny fianarana ihany hoy izy no entina handresena ny fahatrana .

Mbola maro koa hoy ihany izy no mila fanatsarana sy fanavaozana any an-toerana toy ny fitantanan-drano izay mampitaraina ny olona ao Betafo sy ny ben’ny tanàna mihitsy aza, mangataka amin’ny fitondram-panjakana izy ireo amin’izay resaka fitantanan-drano izay fa tsy mahazo fahafampo mihintsy izy ireo sahirana ny kaominana ka miantso ny fitondram-panjakana hijery akaiky momban’izay .

2 806 réflexions sur “Kaomina Betafo

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *