IFI: MANKALAZA NY FAHA-5 TAONANY

Ho fankalazana ny faha-5 taona niorenan’ny fikambanana IFI dia nisy ny
fihaonan’ireo mpikamban’ny IFI isaky ny boriboritany misy
azy ireo tsirairay avy, izay notarihin’ny sénateur Richard RAMANAMBITANA.

IFi dia fikambanana iray niorina ny taona 2018 fikambanana
izay miaraka sy manohana an’ny filoha Andry RAJOELINA .
Araka ny nambaran’ny sénateur dia mijoro manohana sy manamafy
orina ny fitondram-panjakana izy ireo,

ka na inona na inona
ny fijerin’ireo mpanohatra hoy ihany izy dia mijoro ho manohana
ny fitondram-panjakana ary vonona ny hanohana sy hanosika
ary hampirisika ny Filoha hirotsaka ho fidiana amin’ity fifidianana
ho filoham-pirenena 2023 ity izy ireo araka ny nambaran’ny sénateur hatrany.

Alex R./ Olivia R.

235 réflexions sur “IFI: MANKALAZA NY FAHA-5 TAONANY

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *