Hetsiky ny randrana sendikaly

Randrana sendikaly: MBOLA VOAHITSAKITSANA NY LALÀNA MIFEHY NY ASA ETO MADAGASIKARA

📌Mbola olana lehibe eto Madagasikara ny tsy fanajana ny lalàna mifehy ny asa,na sehatr’asa inona izany na inona.Tsy mari-toerana ny fanajana ny lalàna,ka izay no antony hijoroan’ny randrana sendikaly hatrany.
Tafiditra ao anatin’ny olana fahatelo misy eto Madagasikara ny fanitsakitsahana ny zon’ny mpiasa,ka nentin’ny randrana sendikaly eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny raharaha.Ny teo anivon’ny OIT moa no efa nanohana ny hetsika ataon’ny sendika .Raha ny nambaran’ny filohan’ny randrana sendikaly andriamatoa Barison kosa ,dia tsy manaraka ny lalàna napetrany ny fanjakana,ka manao ambanin-javatra ny fitakian’ny sendika.
Nanatanteraka hetsika tetsy anoloan’ny CSM Tsaralalana moa ny randrana sendikaly,nanehoan’izy ireo ny tsy fahafaliany manoloana ny fanagadrana ny iray amin’ireo mpikambana ,izay efa ho sivy volana no nigadran’io mpikambana io.
🎤:Alex R./Olivia R.
📽️:RHA

164 réflexions sur “Hetsiky ny randrana sendikaly

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *