SALON DE L’ÉLECTRICITÉ : HAHAZO SEHATRA NY TANORA MANANA TETIKASA MOMBA NY ANGOVO

Ho tanterahana ny 12-13-14 May 2023 ho avy izao ny ” Salon de l’électricité, des Energies Renouvelables et des Hydrocarbures” andihany faha-2 izay atao ao amin’ny Palais de Sports Mahamasina izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Ankoranafo.

Ity hetsika ity dia hetsika entina hampafantarana ny olona izay ampiasa ny vokatra avy amin’ny angovo, entina hampivondronana ireo mpandraharaha sy orinasa izay misahana ny famokarana angovo . Manodidina ny 50 eo ny mandray anjara amin’ity hetsika andiany faha-2 ity ary 80 eo ny tranoeva ho hita andray anjara amin’izany .

Mampiavaka ny hetsika amin’ity andiany faha-2 ity dia ny fanomezana sehatra bebe kokoa ho an’ireo tanora manana tetikasa amin’izany famokarana angovo izany.

 🎤Olivia R. 📽️RHA

Une réflexion sur “SALON DE L’ÉLECTRICITÉ : HAHAZO SEHATRA NY TANORA MANANA TETIKASA MOMBA NY ANGOVO

  • 8 février 2024 à 17h27
    Permalien

    Quando suspeitamos que nossa esposa ou marido traiu o casamento, mas não há evidências diretas, ou queremos nos preocupar com a segurança de nossos filhos, monitorar seus telefones celulares também é uma boa solução, geralmente permitindo que você obtenha informações mais importantes.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *