Hery RAJAONARIMAMPIANINA: ” TONGA HIHAINO AHO…”

“Tonga hihaino aho”….hoy ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina teo am-pahatongavany teny.

Mankasitraka ny vahoaka malagasy tonga mitsena ahy ety aho. Faly aho …hoy ihany izy. ” Niala teto aho efa-taona lasa ho fanajana ny sata repoblikana. Tonga aho ankehitriny. Maro ny asa nataoko tany. Tsy nanao sesitany aho fa niasa aho tany”, hoy hatrany ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina.

Fiara V8 fotsy no efa niandry azy avy eo ary nizotra nankany amin’ny foibe toeran’ny HVM izy.

#rajaonarimampianina
#hvm
#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa eto anivon’ny https://ledefi.mg/

2 797 réflexions sur “Hery RAJAONARIMAMPIANINA: ” TONGA HIHAINO AHO…”

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *