Hajo Andrianainarivelo : HIROTSAKA HOFIDIANA INDRAY

Tapaka tamin’ny filan-kevi-pirenen’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga anio, teny Ankerana fa handray anjara amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny MMM ary Hajo Andrianainarivelo no kandidà amin’izany.
Noho ny tebiteby sy tahotra mianjady amin’ny vahoaka tamin’nyè fitetezam-paritra nataony tanatin’ny 1 taona sy tapany dia vonona izy handray andraikitra ary maika hanorina ny ampitso.

Lehilahy sahy izy ary tsy afaka hiolonolona amin’izao jaly mianjady amin’ny mpiray tanindrazana izao.
Hananan’ny MMM ny vina hanarenana ny firenena.
Tsy atoro fa efa hita ny dingana vitan’ity kandidà ity.

Hasimbola

7 réflexions sur “Hajo Andrianainarivelo : HIROTSAKA HOFIDIANA INDRAY

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *