Madagascar – Côte d’Ivoire

Maminiaina RAVATOMANGA : “Consul honoraire de la République de Côte d’Ivoire” VAOVAO ETO MADAGASIKARA

Tonga nanao fitsidihana ara-pomba ofisialy ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Yvette SYLLA tetsy Anosy – androany – ny Masoivohon’i Côte d’Ivoire Son Excellence Sakaria KONE.

Io fotoana io ihany koa no nampahafantarany ny ” Consul honoraire de la République de Côte d’Ivoire” eto Madagasikara-Monsieur Maminiaina RAVATOMANGA.

Niompana tamin’ny fanamafisana ny fampandrosoana ny fifandraisan’ny firenena roa tonta ny fihaonana ary nivoatra tamin’ity fihaonana ity ny hanamafisana sy hampiroboroboana ny fifanakalozana ara-toekarena, ara-kolotsaina, sns…eo amin’ity firenena nipoiran’i Didier Drogba ity sy isika.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *