Filoham-pirenena : KANDIDA TELO IZAY…

Kandida miisa telo izay no efa nanambara fa handray anjara amin’ny fifidianana Filoham-pirenena

ho avy eo. Isan’izany Gerard ANDRIALEMIROVASON , Paraina AUGUST , Andry RAOBELINA avy amin’ny ARB.

Efa nankatoavin’ny HCC na ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana omaly moa ny Datim-pifidianana Filoham-pirenena izay atao ny 09 Novambra 2023 (1er tour) sy ny 20 Desambra 2023 (2ème tour).

Raha ny pitsopitsony dia miandry ny famoahan’ny Filohan’ny Repoblika sy ny Governemanta izany hanankery miampy ny fankatoavan’ny Filohan’ny CENI, Filohan’ny Antenimierandoholona sy ny Filohan’ny Antenimierampirenena izany izao.

#filoham_pirenena

#candidat_presidentiel

#ceni

Araho hatrany ny vaovao ao amin’ny https://ledefi.mg

7 réflexions sur “Filoham-pirenena : KANDIDA TELO IZAY…

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *