Filoha Andry RAJOELINA : 6eme DAN amin’ny Taranja KARATE

Filoha Andry RAJOELINA : 6eme DAN amin’ny Taranja KARATE

Manana ny Grade ambony amin’ny taranja Karate ny Filoha Andry RAJOELINA. Androany tetsy Mahamasina , nandritra ny fihaonamben’ny Karateka eto Madagasikara no nahazoany an’io laharana io.

Ny Grand maître HANSHI RENE RAMANITRANDRASANA izay ceinture noire 10 ème DAN moa no nanolotra izany.

Miarahaba ny Filoha isika amin’izany maha 6eme DAN azony izany.

#karateka

#mahamasina

10 réflexions sur “Filoha Andry RAJOELINA : 6eme DAN amin’ny Taranja KARATE

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *