Marc RAMIARINJATOVO : Fjkm ISOTRY FITIAVANA

⭕Fjkm Isotry Fitiavana : CONFERENCE LEHIBE MIKASIKA NY FAMORONANA ASA AMIN’NY ZOMA 02 JONA 2023 AMIN’NY 9 ORA MARAINA – 🔴MAIMAIMPOANA TSY MISY VIDIM-PIDIRANA🙏🙏

▶️ANTSOINA NY OLONA REHETRA ETO ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA IZAY TE-HAMORONA ASA HO AN’NY TENANY NA TE- HANATSARA NY ASANY MBA HO TONGA AMIN’ILAY CONFERENCE LEHIBE HATAO NY ZOMA 02 JONA IZAO AO AMIN’NY FJKM ISOTRY FITIAVANA MANOMBOKA AMIN’NY 9 ORA MARAINA, IZAY HOENTIN’ ATOA MARC RAMIARINJATOVO, MPIANDRAIKITRA FOIBE FJKM – EXPERT EN GESTION DE PROJET.

#marc_ramiarinjatovo

#fanatsarana_asa

#famoronana_asa

#fjkm_isotry_fitiavana

300 réflexions sur “Marc RAMIARINJATOVO : Fjkm ISOTRY FITIAVANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *