Grand Maître Avoko : ” Mifohaza ry Gasy…”

Grand Maître Avoko RAKOTOARIJAONA : ” FOTOANA IZAO TOKONY HIFOHAZAN’NY MALAGASY…”

Izao fotoana izao no tokony hifohazantsika – mba tsy handairan’ilay fampandriana adrisa lava hataon’ny Mpanao politika . Aza miandry ny hafa handray an-tanana ny ho avinao rahampitso – hoy ny Grand Maitre Avoko RAKOTOARIJAONA – nandritra ny fivahinianany tao amin’ny Real Tv.

Tena mbola matory ny 70 % ny Malagasy ka miandry vola kely sy T-Shirt fotsiny. Tsy izay intsony no tokony ho hisy. Mila mifoha. Mila mijery sy mila tonga saina izay tena olo-marina afaka manavotra ny firenena isika.

Dieny izao dia hamarino fa anaty lisipifidianana ny anaranao. Raiso antanana ny ho avinao. Mifohaza ry Gasy.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *