Fffkm : MIVADIBADIKA SY MIOVAOVA FIJERY

NIANTSO NY OLONA HIFIDY FOANA HATRAMIN’IZAY NY FFKM ARY ISAKY NY MISY FOTOAN-DEHIBE DIA MANENTANA NY OLONA HANAMARINA NY ANARANY ANATY LISI PIFIDIANANA ARY AMIN’IZAO INDRAY TOA MIANTSO NY FAMPITSAHARANA NY FIFIDIANANA …MIVADIBADIKA EO E !

Tsy mbola nahita mangirana mihitsy ny mediation na fanelanelanana nataon’ny FFKM tamin’ity processus electorale ity.
Toa hita miaraka amin’ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena #Christine_razanamahasoa izao indray ny Filoham-piangonana ao amin’ny #Ffkm – ary tsy mampaninona azy na any anaty biraona andrimpanjakana no mivory fa tsy any am-piangonana.
Taloha mantsy dia eny amin’ny Evechee Ambohimanoro na toerana an’ny fiangonana.

Mahasolo tena ny Ffkm ahitana ny filoham-piangonana efa-dahy ve ny sonian’ny mpikambana iray anaty fanambarana ireny.
Ary ny fanontabiana mipetraka dia hoe miasa ho an’iza marina ry zareo ireo ? Hitondra fitoniana tokoa ve io fehinkevitra sadasada soniaviny io ? Tena teny ieran’ny mpikambana Ffkm ve ny tapaky ny fivoriana tao. Tsiahivina fa ny Ffkm dia niantso foana ny olompirenena hifidy sy hanamarina ny anarany anaty lisipifidianana…

Une réflexion sur “Fffkm : MIVADIBADIKA SY MIOVAOVA FIJERY

  • 17 septembre 2024 à 7h02
    Permalien

    Hello my family member! I wish to say that this post is amazing, great written and come with almost all important infos. I would like to see more posts like this .

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *