Aoka samy hitadrina: MBOLA MISY NY COVID-19

Na anaty fahavaratra toa izao aza dia aoka samy ho mailo

fa mbola misy ny Covid-19. Araky ny tatitra ofisialy avy

amin’ny Ministeran’ny Fahasalamambahoaka, mikasika ny antontan’isa

14 hatramin’ny 20 janoary 2023 dia nahatratra 24 no nahitana

soritra fa tratry ny Covid tamin’ireo olona 29 natao fitiliana.

Ary mbola voalaza fa eto Antananarivo no tena ahitana voa betsaka

ka tokony ho mailo ny rehetra amin’izany.

Tokony mitandrina hatrany rehefa anaty toerana be olona ary

manaja ireo fenitra isan-karazany ilaina amin’izany.

Nisy namoy ny ainy iray mihitsy araky ny tarehimarika voaray.

446 réflexions sur “Aoka samy hitadrina: MBOLA MISY NY COVID-19

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *