Anglikana Antsiranana: NAHAZO EVEKA VAOVAO

Tontosa tamin’ity 4 jona 2023 ity tao Antsiranana ny fanamasinana Eveka ny Mgr Dr JAOMANDINY Jean Baptista.

Tonga nanatanteraka izany tany an-toerana ireo Eveka Anglikana eto Madagasikara sy ato anatin’ny Provansa Ranomasimbe Indiana.

Miarahaba ny diosesin’Antsiranana araka izany nahazo Eveka vaovao.

Tsiahivina fa ny volana janoary 2023 teo izy no voafidy ho Eveka.

✍️Khan R.
📷Kristiana Anglikana

12 réflexions sur “Anglikana Antsiranana: NAHAZO EVEKA VAOVAO

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *