Ambatondrazaka : MAFY ORINA NY KANDIDA LAHARANA FAHA-3

Samy manatanteraka fampielezan-kevitra eto Ambatondrazaka ny kandida laharana fahatelo Andry Rajoelina sy ny kandida Siteny- androany alakamisy 9 novambra 2023. Hita taratra fa mafy orina ny kandida laharana fahatelo Andry Rajoelina eto Ambatondrazaka. Normal be izany satria goavana ny zava-bita teto. Ny kandida hafa mbola hampanantena fa ny an’ny kandida laharana faha-3 efa ireo efa hita maso ireo ( rn44 sns… )

Na mbola hanomboka amin’ny 3 ora eny amin’ny kianja Rasolonjatovo kosa aza ny an’ny kandida Andry Rajoelina dia efa vory marobe ny olona. Tsy mila nanaovana fanentanana. Tsy mba tahaka izany no hita ho an’ny kandida Siteny teto #Ambatondrazaka raha izao hita amin’ny sary izao. Efa mazava ny safidin’ny vahoakan’Antsihanaka fa tsy miala amin’ny kandida laharana faha-3 Andry Rajoelina.

115 réflexions sur “Ambatondrazaka : MAFY ORINA NY KANDIDA LAHARANA FAHA-3

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *