Jean Henri Michel :”Mangarahara ny resa-bola ato Tsmbazaza”

Mitafa fohy tamin ny mpanao gazety ny Kesitora Jean Michel Henri alohan’ ny fikatonan’ ny fivoriana ara_potoana faharoa ny depiote.

Nahazo fankatoavana foana tamin’ny voamiera ny vola ny tatitry ny kestora ny 2019,2020 sy 2021.Ary mbola hanao izany izy amin’ny taona hoavy.Tsisy tapaka karama izany ao Tsimbazaza.

13 miliara ny tombon’ ny vola tamin’ ity taona ity,ny 8 miliara dia karama satria nisy ny fampitombona karama,ny misotro ronono sy avancement,ny miliara ambiny dia tany amin,’ ny solika zay niaka bidy ihany koa.

Mbola hisy ny fotoana hamaliany ireo manenjika azy.Efa nivoaka omaly ireo solika ho an’ i depute ary efa eny amin’ ny Trésor ny taratasy karama desambra.

Hasimbola

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *