RAKOTOVAO MARTIN
Akademia Malagasy Tsimbazaza : FIJOROANA VAVOLOMBELONA MIKASIKA AN’I MARTIN RAKOTOVAO
Tafiditra amin’ny Jobily fankalazana faha – 100 taonan’i Martin RAKOTOVAO no sady mifanindran-dalana amin’ny fankalazana ny
faha 90 taonan’ny Sekoly SATMA ihany koa – dia nisy ny famelabelaran-kevitra mikasika an-dRakotovao Martin tetsy amin’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza. Ireo nandray fitenenana dia samy nanasongadina ny maha zava-dehibe ny zava-bitany.
Araho eto ambany ary ny fijoroana vavolombelona nataon’ireo sokajin’olona samihafa mikasika ity Ray aman-dreny Mpitarika no sady Olomangan’ny firenena ity.
#grand_maitre_avoko_rakotoarijaona
REDACTION LEDEFI.MG