CEPE

CEPE : 18 TAONA NY ZOKINY INDRINDRA

Rahampitso talata ny hanatanterahana ny fanadinam-panjaka CEPE hiatrehan’ireo ankizy izay hanala fanadinam-panjaka voalohany izay . 8 taona ny zandriny indrindra ka 18 taona kosa ny zokony indrindra hiatrika ity fanadinam-panjaka CEPE 2023 ity. Efa tonga nijery ny ivotoeram-panadinana moa ny ankamaroan’ny ankizy androany .

Ao anatin’izay CEPE izay ihany dia hisy ny hetsika ara-sosialy izay ataon’ny ben’ny tanàna Talatamaty izay efa fanaony isan-taona izany dia ny mizarana “goûté” ho an’ireo mpianatra hanala fanadinana entina hanoanana ireo ankizy, ny ben’ny tanàna Talatamaty mihitsy moa no milatsaka hantsehatra ny aminy fizarana ireo ” goûté” ho an’ny ankizy.

Olivia R.

160 réflexions sur “CEPE

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *