“Hasim-pihavana”: HATAO EO ANOSIMASINA ITAOSY NY 25 FEBROARY 2023

Hotanterahana eo Anosimasina Itaosy ny faha 25 febroary 2023 ny HASIM-PIHAVANA.

“Eo amin’ny toerana masina misy an’i Rasoamifanatrika sy Rasoarindrano eny Anosimasina Itaosy ny faha 25 febroary 2023 ny tsinam-bolan’Alahamadin’ny Tany no hihaona ny rehetra na mpandala ny nentin-drazana na ny Malagasy tsy vakivolo dia asainay” , araka ny fanazavan’i Maitre Feno – isan’ireo mpikarakara ny hetsika.

Maro ireo goavana sy lehibe amin’ny sehatry ny Fitsaboana netim-paharazana ho avy ao. Arak’izany maha HASIM-PIHAVANA izany dia firaisan-kina , fanambarana hery samy hatao mandritra izany.

#fomba
#gasy_fomba
#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa ao anatin’ny https://ledefi.mg

Une réflexion sur ““Hasim-pihavana”: HATAO EO ANOSIMASINA ITAOSY NY 25 FEBROARY 2023

  • 16 septembre 2024 à 18h28
    Permalien

    Superb blog! Do you have any tips and hints for aspiring writers?
    I’m hoping to start my own blog soon but I’m a little lost on everything.
    Would you advise starting with a free platform like WordPress or go for
    a paid option? There are so many choices out there that I’m completely confused ..
    Any suggestions? Thank you!

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *