Mgr Ranarivelo Samoela Jaona: NOSALORANA NY GRAND OFFICIER DE L’ORDRE NATIONAL

Nakarina teo amin’ny laharam-boninahitra Grand Officier de l’Ordre National ny Filoha’ny EEM ANGLIKANA – ny Mgr RANARIVELO Samoela Jaona.
Nosalorana ny Chevalier de L’Ordre National kosa ramatoa vadiny.

Nandritra ny fotoana famaranana ny fah 25 taona naha klerje azy teo anivon’ny fiangonana Anglikana – izay notontosaina teny amin’ny Katedraly Anglikana Ambohimanoro ny alahady 12 febroary 2023 no nanaovana izany.

Nanotrona ity fotoana ity moa ny Masoivohon’i Grande Bretagne eto amintsika.
Teo koa ny Filohan’ny Senat. Ny filohan’ny Antenimieran-doholona. Ny Governoran’ny faritra Vakinankaratra Vy Vato RAKOTOVAO izay zanaky ny fiangonana Anglikana rahateo.

Ny fiangonana Anglikana dia fiangonan-dehibe mandrafitra ny FFKM. Manana ny Katedraly trano vato eo Ambohimanoro Andohalo izay tafiditra anatin’ny Vakoka Patrimoine Unesco.
Manana toeram-panofanana Klerje ihany koa ny Ànglikana ao Anjohy Andohalo.

#anglikana
#eem
#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa anatin’ny https://ledefi.mg

3 réflexions sur “Mgr Ranarivelo Samoela Jaona: NOSALORANA NY GRAND OFFICIER DE L’ORDRE NATIONAL

  • 8 février 2024 à 13h36
    Permalien

    Gdy zapomnisz hasła do zablokowania ekranu, jeśli nie wprowadzisz prawidłowego hasła, odblokowanie i uzyskanie dostępu będzie trudne. Jeśli okaże się, że Twój chłopak / dziewczyna jest podejrzana, być może pomyślałeś o włamaniu się do jego telefonu Samsung, aby uzyskać więcej dowodów. Tutaj zapewnimy Ci najlepsze rozwiązanie, jak złamać hasło telefonu komórkowego Samsung.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *