Voamami: NAHAZO TRANO FITEHIRIZAM-BOKATRA

🔴🔵⚪️VOVONANA VOAMAMY MATSIATRA AMBONY: NAHAZO TRANO FITEHIRIZAM-BOKATRA

▶️Fikambanana anisany mikaroka ny fampandrosoana ao aminy ny vovonana VOAMAMI izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny mponina,ary iandraketan’ny Ministeran’ny Mponina, ny Fiahiana Sosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy Mahatsiatra Ambony.

Saika misadrahaka ao kaomina maro any amin’iny Faritra iny ity vovona ity, izay itambaran’ireo fikambanan’ny vehivavy maro ao anatin’ny VIAVY MIAVOTRA . tsy nataon’izireo ho anarana mijoro fotsiny anefa ny hoe Viavy miavotra fa dia narahina asa amin’alalan’ireo fikambanam-behivavy maro , toy fambolena , rary, firaisankina.

▶️Manampy betsaka azy ireo rahateo ny HARATON’AINA amin’ny alalan’ny Tetik’asa asa avotra mirindra ary mbola vonona hanohy sy hikaroka amin’ny tsara kokoa ny fahaizana azo

▶️Notokanana 06 Mey 2023 ny trano fitehirizam- vokatra sy fivoriana hoan’ny Federasiona VOAMAMI mampiray hina tao amin’ny kaomina ambanivohitra Nasandratrony Distrikan’ Isandra

,ahitana Rihana iray izay mitentina 18 tapitrisa ariary ary ,herimpon’ireo mpikambana miisa 1 100 ka ny 900 dia Vehivavy ao anaty Fikambanana miisa 50;

🟢TANJONA

▶️Hamatsy fitaovana sy masom- boly tsy hoan’ny mpikambana ihany fa hitrandraka lalam- barotra maro.

‘FIARETANA NATOKO, NANJARY PARADISA”

✏️Andry Rakotonirainy

162 réflexions sur “Voamami: NAHAZO TRANO FITEHIRIZAM-BOKATRA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *