TSANGAMBATON’NY FANDRIAMPAHALEMANA

Notontosaina ny 31 Martsa 2023 ny fanokanana ny tsangam-bato voalohany hoan’ny fandriampahalemana eto Madagasikara, izy io dia natao mba hanatanterahana ny fanaparitahana ny kolontsain’ny Fandriampahalemana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa.

Niarahana tamin’ny Lycée Au P’tit Pré Andoharanofotsy sy HWPL Any amin’ny firenena hafa efa misy maro fa voalohany izy io eto amintsika.

Tanjona izao hetsika izao ny fametrahana ny fandriampahalemana eny anivon’ny sekoly , izay ezahina hanabeazana ireo ankizy ny maha-zavadehibe ny firaisankina sy ny tia namana lavitry adiady.

Ny fametrahana trano-boky teo anivon’ny sekoly dia hitarika ireo ankizy hitia vaki-teny sy ampitombohan’izy ireo ny fahaizany hirona kokoa any amin’ny filaminana.

Niatrika ny fitokanana tao an-toerana ny solombavambahoaka Alain Jean Ratsimbazafy, ny Talen’ny sekoly P’tit Pré Andoharanofotsy sy ireo mpikambana avy ao amin’ny HWPL

Andry Rakotonirainy

#fandriampahalemana

#hwpl

Araho ny vaovao hafa ao anaty https://ledefi.mg

319 réflexions sur “TSANGAMBATON’NY FANDRIAMPAHALEMANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *