Tahiana Razanamahefa: NAMPIFALY TENY AMIN’NY Akany Avoko Faravohitra

Tsy nohadinoin’i Tahiana Razanamahefa avy amin’ny Havana – Resort ny nampifaly ireo ankizy sy mpanabe eo anivon’ny Akany Avoko Faravohitra.

Fotoana nizarany fanampina ho an’ny Akany ihany koa io. Izany dia tafiditra amin’izao fankalazana ny andron’ny Noely izao.

Une réflexion sur “Tahiana Razanamahefa: NAMPIFALY TENY AMIN’NY Akany Avoko Faravohitra

  • 16 septembre 2024 à 14h16
    Permalien

    Greetings! I’ve been following your web site for a while now and finally got the bravery to go ahead and give you a shout out from Kingwood Tx! Just wanted to mention keep up the good job!

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *