STK Ambodivondava : NIAVAKA NY HETSIKA LAVANTY ANKIRA FAHA-IV

Niavaka ny seho an-kira nokarakarain’ny STK Ambodivondava Fiorenana Vavolomeblona nandritra ny ” Lavanty Ankira andiany faha 4 – anio alahady 21 Mey 2023 izao – izay mbola mandeha amin’izao ora izao.

Nisongadina ny fanentanana nataon’i Rasaonina Adisanina. Samy naneho ny talentany koa ireo antoko mpihira nanotrona ity fotoana ity ka nampiala voly ny mpijery.

Hipoka olona hatreny ivelany ny hetsika.

#STK

#ambodivondava

13 réflexions sur “STK Ambodivondava : NIAVAKA NY HETSIKA LAVANTY ANKIRA FAHA-IV

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *