Sekoly Katolika iray etsy Analamahitsy : TSY MANAIKY FAMPANDALOVANA NY TELEFERIKA …”

Sekoly Katolika iray etsy Analamahitsy : TSY MANAIKY FAMPANDALOVANA NY TELEFERIKA …”

▶Nitondra sorabaventy milaza fa tsy manaiky ny fampandalovana ny teleferika eo amin’izy ireo ny sekoly katolika iray etsy Analamahitsy.

▶Miteraka fanelingelenana izany hoy izy ireo.

Tsy ilay tetikasa no toherinay fa ilay fampandalovana azy eto aminay, hoy ny fanambarana niraisan’ireo mpitantana,

▶ny Tale sy masera mpiara-miasa, ny Vondron’ny Raiamandrenin’ny mpianatra, mpampianatra, mpandraharaha.

#teleferika

#analamahitsy

#sekoly_katolika

Boostez cette publication pour toucher jusqu’à 10872 personnes en plus en dépensant 14 $US.

Booster la publication

433 réflexions sur “Sekoly Katolika iray etsy Analamahitsy : TSY MANAIKY FAMPANDALOVANA NY TELEFERIKA …”

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *