SEG Serge GELLE : NANOME HAFATRA HO AN’NY ZANDARY

Aoka mba hahay hanira-tena ny zandary fa tsy hiandry hirahana , hoy ny SEG Serge GELLE – raha nandefa hafatra ho an’ireo zandary rehetra mitana andraikitra eto amin’ny firenena.

Aoka tsy hihanahana – aoka tsy hihambahamba fa handray ny andraikitra tandrify sy hahay hanira-tena.

” Aretina goavana sy aretina mandoza io fihanahanana io ka tsy tokony hahazo ny zandary” , hoy hatrany ny SEG Serge GELLE.

119 réflexions sur “SEG Serge GELLE : NANOME HAFATRA HO AN’NY ZANDARY

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *