Satan’ny Vehivavy: DINIHANA MANDRITRA NY FIVORIANA ANY NEW YORK

Satan’ny Vehivavy: DINIHANA MANDRITRA NY FIVORIANA ANY NEW YORK

Notanterahina ao amin’ny foiben’ny Vondrona iraisam-pirenena any New York ny 13 Martsa 2023 ny fivorian’ny vaomiera momba ny satan’ny vehivavy (CSW). Anisany mandray anjara amin’izany ny solontenan’i Madagasikara ka solontenan’ny Minisitry ny Mponina, SOAFILIRA Princia any an-toerana ny Tale jeneralin’ny Fampivoarana ny Vehivavy RABETALIANA Rova sy ny Talen’ny Fampivoarana ny vehivavy sy ny miralenta HAVANIRINA Jolcette.

Ho jerena sy hodinihina ary ifanankaloza-kevitra miaraka amin’ireo solontenan’ny firenena mandray anjara amn’izao fivoriana izao ny fahafahana mitondra ny miralenta sy fampizakan-tenan’ny ankizivavy sy ny vehivavy amin’ny alalan’ny fahaiza-manao amin’ny hay tao ara-kajy mirindra ity fihaonam-be ity.

Misy ihany koa hifanakalozana traikefa hijerena ny fandrosoan’ireo firenena manohana ny zon’ny vehivavy ary hanitarana ireo fiaraha-miasa mba hampitomboana ny ezaka hanatratrarana ny tanjona ahatonga ny vehivavy ho mpandray anjara feno amin’ny fampandrosoana.

Andry Rakotonirainy

3 réflexions sur “Satan’ny Vehivavy: DINIHANA MANDRITRA NY FIVORIANA ANY NEW YORK

  • 6 juillet 2024 à 20h51
    Permalien

    I was reading some of your content on this site and I believe
    this internet site is really informative! Retain posting.?

    Répondre
  • 5 juillet 2024 à 19h09
    Permalien

    You really make it appear so easy together with your presentation but I
    find this topic to be really something that I believe I would never understand.
    It sort of feels too complex and extremely huge for me.
    I’m taking a look ahead to your next put up, I’ll try to get the dangle of it!
    Najlepsze escape roomy

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *